Chargement Évènements

« Tous les Évènements

  • Cet évènement est passé

FAMELABELARAN-KEVITRA: MADAGASIKARA 58 TAONA NAHALEOTENA

avril 19

Famelabelaran-kevitra momba an’i Madagasikara taorian’ny fahaleovantena, izay arahina fanehoan-kevitra, fanontaniana sy valiny.
08ora30 maraina: Fampandrosoana amin’ny ankapobeny (Mr. Orlando ROBIMANANA)
10ora30 maraina: Eo amin’ny lafiny Ekonomika (Mr. Jean Jacques RATSIETISON)
02ora00 tolakandro: Eo amin’ny lafiny Sosialy (Jeneraly Désiré RAMAKAVELO)
03ora45 tolakandro: Eo amin’ny lafiny koltoraly (Pr. Roger RABENILAINA)

Détails

Date :
avril 19

Organisateur

ESIC EVENT
Téléphone :
020 22 333 09

Lieu

Collège Saint Michel Amparibe, LAPA
Lot ID 73 Amparibe
Antananarivo, Antananarivo 101
+ Google Map
Téléphone :
020 22 333 09
Site Web :
samis-esic.mg